Entrée (1/2) | 1 angata |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fahalovan' ny nify, izay mazàna hita amin' ny ankizy: Nify lanin' ny angata |
Vocabulaire | 4 Santé |
Entrée (2/2) | 5 angata |
Partie du discours | 6 nom |
Explications en malgache |
7 [1.1] Karazan' akorandriaka boribory lavalava ohatra ny atody [Sakalava]
|
Autres orthographes | 8 angaty |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |