Entrée | 1 angoronan-damba |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 angoronana, lamba |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza olona mampiahiahy fatratra fa efa fantatra ho mpangalatra ka raha vao mandalo dia tsy tratra ahoron' ny olona ny lambany sao angalariny |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |