|
|
|
|

Entrée1  anirotra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambara-pampiditra azy ao amin' ny fasam-pianakaviana, na ny fasan-drazana: Fasana anirotra.
Tous les mots composés 
Autres orthographes  5  aniritra

Anagrammes  6 anirotra, 7 raitrano

Mis à jour le 2025/09/12