|
|
|
|

Teny iditra1 ankama
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ahitra maniry anaty rano mpandoto rano no sady tena malama izay [Betsimisaraka] [1.78]
Voambolana  4 Haizavamaniry: ahitra

Fivaditsoratra  5 ankama, 6 kamana, 7 kañama, 8 makaña, 9 manaka, mañaka, manakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03