|
|
|
|

Teny iditra1 ankaromiafina
Singan-teny  2harona, 3miafina
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza zavatra tsy tiana ho fantatr' olona, afenina mafy; tsiambaratelo: Tsy tratra namosaka ny ankaromiafiny izy raha vao nahare izany teny izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 in concealment [1.2#235]
Fanazavàna teny frantsay  7 [an-karomiafina] dans la corbeille dérobée à la vue
Figuré: en secret [1.3#50]

Fivaditsoratra  8 ankaromiafina, 9 mifanakoriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12