|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ankasoavana
Fototeny  2soa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zava-tsoa mahafaly tonga amin' ny fianakaviana: Mety raha falifaly sy ravoravo rehefa mamangy amin' ny ankasoavana [1.1#89]
Ohatra  5 Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka [2.299#124]
Tohi-kevitra  6ankaratsiana
Kamban-teny rehetra  7ankasoavana sy ankaratsiana

Teny iditra (2/2)8 an-kasoavana
Sokajin-teny  9 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 Tia mifamangy an-kasoavana sy an-karatsiana ny Malagasy [1.1#89]
Fanazavàna teny anglisy  11 in good times, in times of prosperity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 dans la prospérité [1.3#613, 1.8]
Ohatra  13 ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana [2.588#23]
Tohi-kevitra  14an-karatsiana
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 ankasoavana, an-kasoavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02