|
|
|
|

Entrée1  ankavitsiana
Partie du discours  2  nom ou adverbe
Radical  3  havitsiana
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy betsaka, vitsy kely
Explications en français  5  [1.3] en petit nombre
le petit nombre
Exemples  6  [2.48] ary ankavitsiana hiany ny trano manara
7  [2.285#] Mino izahay fa ankavitsiana no azo lazaina ho mpila handitra tamin' izy ireo.
Morphologie 
8  Simple :

Mis à jour le 2025/09/12