|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankera |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 sakafo tsy lany na sisa tafajanona [Betsimisaraka]
[1.78] 4 sisa (sakafo, ets) [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a thing placed aside to be taken up afterwards, as food reserved for a subsequent meal; something placed in another's keeping. (Prov.) [1.2] |
| Fivaditsoratra | 6 ankera, 7 Kerana, kerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|