| Entrée | 1 an-keviny |
| Mots élémentaires | 2 hevitra |
| Partie du discours | 3 locution |
| Explications en malgache |
4 ny tokony na ny mety ho izy [1.1] |
| Exemples |
5 ary ny ankeviny dia hydrogena roa famarana ny oxyzena iray.
[1.357#]
6 Ary raha mahaloa ny sasany hiany izy, fa tsy mahafeno ny fananany, dia atao ankeviny ny tsy feno, ka raha 20 no tsy feno dia migadra herintaona izy. [1.123#] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|