Entrée | 1 anombohana |
Partie du discours | 2 verbe relatif |
Radical | 3 tomboka |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3#720] |
Exemples |
6 [4.27#2006/11/17] Ary isan' ny fampiharana tsy azo ialana an' izany ny fampisondrotana ny karama, ka ny karama farany ambany no anombohana azy sy ny vola miditra hafa.
7 [1.369#] Ny mponina dia mila loatra mahita vatana pretra, masera, kristiana mpikatroka, katesista, olona azony solokiana, olona azony fetsena raha ilaina, azony anombohana fifampiraharahana. |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 ambonohana, 13 anombohana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |