|
|
|
|

Teny iditra1 anombohana
Fototeny  2tomboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  4 [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 [1.3#720]
Ohatra  6 Ary isan' ny fampiharana tsy azo ialana an' izany ny fampisondrotana ny karama, ka ny karama farany ambany no anombohana azy sy ny vola miditra hafa. [4.27#2006/11/17]
7 Ny mponina dia mila loatra mahita vatana pretra, masera, kristiana mpikatroka, katesista, olona azony solokiana, olona azony fetsena raha ilaina, azony anombohana fifampiraharahana. [1.369#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 ambonohana, 13 anombohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12