Entrée | 1 anovozana |
Partie du discours | 2 verbe relatif |
Radical | 3 tovo |
Exemples |
4 [2.559#5] Izy ireo no nanovozako ny fanaovana ny kabary malagasy
5 [1.3#737] Inty ny tavoahangy hanovozanao rano (Voici une bouteille pour puiser de l'eau) 6 [1.353#] Zavatra telo no anovozana ny hanina : famaky, fandraka ary saoka (sotrobe no ataon' ny Bara hoe saoka. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |