|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  antidote    
Sokajin-teny  2  anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  3 odi-poizina. [1.4.mg#39, 1.9.mg#17]
4 fandresam-poizina. [1.4]
5 famonoana poizina. [1.9.mg#17]
6 fiarovana. [1.4.mg#39, 1.9.mg#17]
Ohatra  7  Le travail est un antidote contre l'ennui (Ny fanaovan-taozavatra no fiarovana ny fahasorisorena) [1.4#39]
8  Le travail est un antidote contre l'ennui (Ny miasa dia fiarovana amin' ny fahamonamonainana noho ny tsy fisian' ny atao) [1.9#17]

Teny iditra (2/2)9  Antidote    
Sokajin-teny  10  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  11  Haisoratra
Mpanoratra  12 Rabemananjara Jacques

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12