| Entrée | 1 antitrantitra | 
| Radical | 2 antitra | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en français | 4   [duplicatif diminutif] [1.3] | 
| Exemples | 5   Vehivavy efa antitrantitra izay no nisolo azy, Raivotsimiangeso no anarany.
[2.356#] 6 ireo antitrantitra sasany avy teo koa anefa, nanaraka izao dia izao ihany: manatitra. [2.245#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |