| Entrée | 1 antsiantsy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazan' androngo madinika kely, fahita eny amin' ny ahitra na eny amin' ny tamboho efa ray [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a small lizard. See antsantsa. [1.2] | 
| Explications en français | 5   petit lézard vert [1.54] | 
| Exemples | 6   Mandehana ise, hoy ny antsiantsy nilela-molotra.
[2.5#] 7 Ary fampiadin' ny ankizilahy madinika koa ny lavanify, ny lavatanans ny amboabe, ny kiborilahy, ny taindambo, ny antsiantsy sy ny famakilohs ary vitsika vaventy. [1.437#] | 
| Vocabulaire | 8 Zoologie: reptiles, amphibiens | 
| Synonymes | 9 antsantsa | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 11 Randzavola: antsiantsy ao amin' ny Baiboly | 
| Anagrammes | 12 antsiantsy, 13 sintasinta | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |