|
|
|
|

Entrée1  antsiraka
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Radical  3  tsiraka
Explications en malgache  4  [1.1] [an-tsiraka] amoron-dranomasina: Monina any an-tsiraka efa ho telo taona mahery izy izao
Explications en anglais  5  [1.7] in the coastal regions
Explications en français  6  [1.8] dans les régions côtières
Exemples  7  [2.5#] Fantany ankehitriny ny mahatonga azy ho fifaliana, fa toy ny hitan' ny masony ny avelon' ireo nila ravin' ahitra taty antsiraka kanjo lavo teo an-tany fiadiana.
Dérivés 
Noms :

Mis à jour le 2025/09/12