|
|
|
|

Entrée1  antsoharaina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  antsohara
Explications en malgache  4  [1.1] Hosorana rano mba ho mafimafy kokoa (ny vilany vaovao)
Fotopotorana na hamafisina tsara: Isika izao: velona iray trano, maty iray fasana; fihavanana tsy misy hoantsoharaina ny antsika (kabary am-panambadiana)
Explications en anglais  5  [1.2] to be seasoned or tempered, as in antsohara.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12