|
|
|
|

Teny iditra1 aombika
Fototeny  2ombika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manombika, maka potipotiny na silatsilany kely: Itỳ antsy kely itỳ aombika ny hena [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 ambioka, 10 aombika, 11 miboaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12