Entrée | 1 aporotsaka |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 porotsaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Alefa midina, atambotsotra: Aza aporotsaka tahakaizao ao an-damosinao ny zazakely Arotsaka: Aporotsaho ny vola fa aza mody maty eo |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |