| Entrée | 1 aposaka | 
| Radical | 2 posaka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Aseho rahefa avy nafenina tsy ho hitan' ny be sy ny maro: Naposany ilay porofo ka gaga daholo ny olona rehetra Ambara: Aposaho ny hevitrao famihaino izahay [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be shown; to be revealed [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on montre, qu'on révèle [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 11 apasoka, 12 aposaka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |