Entrée | 1 arafitra |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 rafitra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Araikitra, ampiadina, apetaka |
Explications en anglais |
5 [1.2] used of the various pieces of a thing that are to be joined together to form a whole. 6 [1.7] to be constructed |
Explications en français |
7 [1.3] à construire, à ajuster, à faire quereller 8 [1.8] qu'on construit, qu'on ajuste, qu'on assemble |
Exemples |
9 [2.48] nony voa taona ny vato korakórana madinika dia arafitra;
10 [1.38] ny tena hidy dia hazo lehibebe tsy miala, fa arafitra amin' ny varavarana, ary raha aroso, dia miditra ao amin' ny tolam-baravarana ka manidy ny varavarana. |
Morphologie |
|
Anagrammes | 15 afaritra, 16 arafitra, 17 arifatra |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |