| Entrée | 1 arendrika | 
| Radical | 2 rendrika | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: Aleo narendrika ilay sambo satria entana halatra no tao anatiny Empoina: Arendrika ny halimo hanaovana lakolosy Atao mitovy tantana: Tokony harendrika ity tokotany ity Taomina, vokisana hikomy: Olona tsotra daholo no narendriny hikomy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   melted, to be sunk or wrecked [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on coule; qu'on fait couler; qu'on fond; qu'on fait échouer [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |