|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arikatra |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza toerana mitovy amin' ny arỳ, fa manondro mafimafy kokoa ary somary fitenin' ny ankizy indrindra: Aiza no misy ny tranonareo, ry Bozy ! -- Arikatra amoron-drano arikatra. / Nankaiza no nandositra ilay omby ? -- Arikatra
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|