| Entrée | 1 arsidiosezy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 (Fivavahana katolika) Fitantanana diosezy maromaro na vitsivitsy mifanakaiky; ny eveka eo amin' ny renivohitry ny arsidiosezy dia antsoina hoe arseveka [1.1] |
| Vocabulaire | 4 Religion et Liturgie |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|