|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 asitrika |
| Fototeny | 2 sitrika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alentika, atsoboka: Nasitriny tany anaty rano ilay alika, nefa tafapoitra ihany
5 Afenina: Nahoana no asitrikao any anaty lambanao ny bokiko? 6 Alevina: Amin' ny telo ora hariva no hasitriko ny razana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be plunged into something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on plonge dans l'eau, dans quelque chose; qu'on ensevelit; qu'on enfonce
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | asitrika, 13 takasiry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|