|
|
|
|
Teny iditra
1
asondretaka
Fototeny
2
sondretaka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Asaina mipetraka miboretaka
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
asondretaka
, asondretako, asondretakao, asondretany, asondretatsika, asondretakay, asondretakareo, asondretak', asondreta-
6
Ny lasa :
nasondretaka, nasondretako, nasondretakao, nasondretany, nasondretatsika, nasondretakay, nasondretakareo, nasondretak', nasondreta-
7
Ny hoavy :
hasondretaka, hasondretako, hasondretakao, hasondretany, hasondretatsika, hasondretakay, hasondretakareo, hasondretak', hasondreta-
8
Filaza mandidy :
asondretaho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12