Explications en malgache |
3 [1.78] volana fahatelo amin'ny taona [Tambahoaka]
4 [1.78] fararano, ririnina [Taimoro]
5 [1.78] tonontaona mangatsiaka, ririnina (may - jolay) [Taisaka]
6 [1.78] ririnina [Bara]
7 [1.78] volana fahenina amin'y taona [Bezanozano]
8 [1.78] volana iray amin'ny volana. Mahery varatra io volana io. Volana faha-12: Ny volana asotry no mamarana ny taona [Betsimisaraka]
9 [1.78] anaram-bolana voalohany amin'ny taona [Sihanaka]
10 [1.13] fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana
11 [2.606#151] fotoanan'ny main-tany, ririnina [Masikoro]
|