Entrée | 1 atampify |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tampify |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao mitampify, atao miankina na atao mipetraka mifanoroka amin' ny hafa: Aza atampify amin' ny rindrina io vilany io sao mandoto ny rindrina |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |