|
|
|
|

Teny iditra1 atodintarina
Singan-teny  2atody, 3tarina
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fivontosan' ny mosavinkena ao ambany helika na eo amin' ny taita na eo amin' ny tenda na ny hatoka, ka ny fisehoany dia toy ny tomaboha vavy ny sasany (ireo madinika), ary vaventiventy toy ny vakamboahangy kosa ireo lehibe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A swelling in the groin or armpits arising from hurts or wounds in the hand or foot.. [1.2#71]
Fanazavàna teny frantsay  7glandes à l'aine. [1.3]
8adénite, bubon. [1.66]
[atodiTArina] 9bubon. [1.5]
Voambolana  10 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12