| Entrée | 1 atondritra | 
| Radical | 2 tondritra | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atodika Atolaka (hadisoana) Enti-milaza ny zaza ampivalanina, izay tanana atao eo anelakelaky ny lohalika roa ka aankina amin' ny tratra ny lohany ary ny tongony kosa somary aingaina kely mba hahamora ny fivalanany: Atondrito io zaza io fa hivalana [1.1] | 
| Explications en français | 5   à courber, à diriger vers; à rejeter sur [1.3] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 10 atondrotra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |