|
|
|
|

Teny iditra1  atongilana
Fototeny  2 tongilana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao mirona fa tsy miarina marina tsara: Natongilany ny vilana ka very ny ro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be slanted, to be tilted, to be made to lean or slant to one side [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on fait pencher d'un côté; qu'on penche [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08