|
|
|
|

Entrée (1/2)1  avaratra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo
Explications en anglais  4  [1.2] the north. (Mal. utara; Sans. utara?)
5  [1.7] the north
Explications en français  6  [1.3#67, 1.8] nord
Exemples  7  [2.472] Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra
Morphologie 
8  Simple :
Dérivés 
Noms :
Adverbes :
Tous les mots composés  12  14 mots contenant avaratra
Vocabulaire  13  Espace
Antonymes  14  atsimo
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot avaratra

Entrée (2/2)20  avaratra
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22  [1.1] Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: tany avo avaratra
Tous les mots composés 
Vocabulaire  25  Etiquette

Mis à jour le 2025/09/13