Entrée |
avelo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian' ny fahafatesana; koa raha izany dia azo heverina ho fototry ny hery mahavelona (a + velona) fotsiny no nandraisan' ny taloha azy [1.1]
|
Explications en anglais | A spirit, soul, ghost, shade of dead or living. See ambiroa. [1.2]
|
| The soul; a spirit, a ghost [1.7]
|
Explications en français | L'âme des morts [1.8]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
avelo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
Fofom-biby arahin'ny alika mihaza [1.78]
|
|