|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  avivitra
Fototeny  2 vivitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mamivitra, mandroritra olona na zavatra amin' ny sofiny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 avec quoi on tire en pinçant, on tiraille, on soulève, on tracasse. [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)11  avivitra
Fototeny  12 vivitra
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14 Antomotra, antsisiny kely, amorony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 Near, on the very edge, at the verge; almost come, used of a specified time.. [1.2]
Tsipelina hafa  16 ambivitra

Fivaditsoratra  17 avivitra, 18 vary tavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09