|
|
|
|

Entrée1  avo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra
Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy
Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra
Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] high
5  [1.2] lofty, eminent. See abo, ambo
Explications en français  6  [1.8] haut, élevé
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  14  23 mots contenant avo
Synonymes  15  abo, ambo
Antonymes  16  iva
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot avo

Anagrammes  18 avo, 19 ova, 20 vao, 21 voa~

Mis à jour le 2025/09/13