|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  aza
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-mandrara tsy hanao zavatra: Aza mikiakiaka mankarenin-tsofina eo ianareo, rankizy
4 Enti-mirary mba tsy ho voa, mitovy amin' ny hoe enga anie tsy...: Aza manody ny taranako sy ny taranakao izany!
5 Enti-manohana zavatra mba tsy ho tonga, tsy hisy: Aza tsiny raha manapaka ny teninao aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 an adverb of prohibition or deprecation, followed by a present tense. Do not, may it not, be not, as: aza mandeha, Do not go. [1.2]
7 don't; used with active and occasionally with passive verbs, but never with the imperative [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 ne..., ne pas... ; se met devant les verbes actifs et quelquefois devant les verbes passifs, mais jamais devant les verbes impératifs [1.8]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 29 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)10  aza
Sokajin-teny  11  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12 aiza? [Tambahoaka] [1.78]
Tovy hevitra  13 akaza?

Teny iditra (3/3)14  aza
Sokajin-teny  15  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16 Teny miaraka mandrakariva amin' ny hoe na dia izay mialoha azy ka enti-milaza fiaikena: Na dia mahantra aza izy, tsy mba mangalatra na oviana na oviana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 even though, even [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 quoique, même, quand même [1.8]
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08