| Entrée | 1 babababa | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Antsoantso milaza fahavoazana, faharariana: Mankarenin-tsofina ny babababan' Isambilo nokapohindra iny Fitarainana, menomenona [1.1] 4 antsoantso, horakora-pitarainana, figogogogoana, finaonaona, fitarainana [1.62] | 
| Explications en anglais | 5   a cry, a scream, an outcry. See nananana. [1.2] 6 an outcry [1.7] | 
| Explications en français | 7   Cris, clameurs de regret, lamentation [1.3] 8 clameurs, lamentations [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Vocabulaire | 16 Son | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |