|
|
|
|

Entrée1  baiboho
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.38] [baibo] tany lemaka fasehina sy lonaka eo amoron-drano, ka matetika dia voasaron-drano amin' ny fahavaratra; tsara amin' ny fambolem-pary, paraka, katsaka, voanjo, ets.; tanimbary sady lehibe no tsara sy mahavokatra [Betsileo]
4  [1.1] Tanety, indrindra ny amorona ivaiva
5  [1.13] tany lonaka apetraky ny tondra-drano misintona
6  [2.606#151] saha lonaka famboly [Masikoro]
Explications en anglais  7  [1.2] [baibo] a field, a plantation near the water. See saha [Provincial]
Explications en français  8  [1.13] terre alluvionnaire, terre fertile de décrue
Exemples  9  [2.472] tany baiboho sy tanety mitsotra manara-dalana, mirefy tokony ho folo kilaometatra ny lavany
Vocabulaire  10  Economie: agriculture

Anagrammes  11 abobohy, 12 baiboho

Mis à jour le 2025/09/12