| Entrée (1/2) | 1 balaonina | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   [fr. ballon] zavatra boribory goavana feno gaza maivana noho ny aera ka misavoana eny amin' ny habakabaka ary dia atosiky ny rivotra na ampandehanin' ny milina; nasiana fitoerana karazana lakam-piara mifatotra aminy izay nisy ny olona mpandefa sy ny mpandeha. Azo lazaina ho razam-ben' ny aeroplanina ny balaonina [1.1] | 
| Explications en français | 4   ballon, dirigeable [3.1] | 
| Vocabulaire | 5 Transports | 
| Entrée (2/2) | 6 balaonina | 
| Partie du discours | 7 nom | 
| Explications en malgache | 8   Kilalaon-jaza vita amin' ny tenan-javatra manify dia manify (fingotra, kanikanin-kena) izay bontsinina amin' ny rivotra: Nividy balaonina telo ho an' ny zanany izy tamin' ny fety, nefa tsy nisy tapak' andro akory dia vaky daholo izy telo[1.1] | 
| Vocabulaire | 9 Jeu | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |