| Entrée (1/3) | 1 bamba | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   miravona ho iray, mitovy tantana, rano iray [1.10#B.46] 4 miely eran' ny manodidina rehetra, mihanaka hatraiza hatraiza, fampiasa indrindra amin' ilay fiteny hoe: Bamba iray na bambaray, izay mety hanan-kevitra roa: 1) Mitovy tantana hatrany hatrany: Tamin' ilay tondra-drano taona itsỳ, bamba iray daholo no fijery ny havoana sy ny lemaka 2) Rakotra hatraiza hatraiza: Bambarain' ny fery ny tenan' i Joba [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   spreading over, covering, as eruptions in cutaneous diseases [1.2] | 
| Explications en français | 6   étendu partout, qui couvre également tout [1.3#73] | 
| Tous les mots composés | 7 bamba iray | 
| Synonymes | 8 bambaray, bamba iray, bambiray | 
| Entrée (2/3) | 9 bamba | 
| Partie du discours | 10 nom | 
| Explications en malgache | 11   manda na tanàna fiarovana manda na rindrina rava, mikoa, mirodana [1.10#B.46] | 
| Explications en anglais | 12   a fortification a fallen wall [1.2] | 
| Entrée (3/3) | 13 bamba | 
| Partie du discours | 14 nom | 
| Explications en malgache | 15   filanjana bao tokana [1.10#B.46] | 
| Explications en anglais | 16   a single-poled palanquin [Provincial]
 [1.2] | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |