|
|
|
|

Entrée1  banjinina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  banjina
Explications en malgache  4  [1.1] Jerena maharitra tsy mipy: Mankarary maso ny masoandro raha banjinina
Jerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra: Banjino ny sarin'i Kristy mihantona eo amin'ny hazo fijaliana.
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to be stared at, to be looked at earnestly.
Explications en français  6  [1.8] qu'on regarde fixement
Exemples  7  [2.508] Filamatra azon' ny tanora banjinina izany
8  [2.285] Izany hoe tsy ny toetra na ny fomba amam-panaon' ny olona no banjinina sy andrianina, fa ilay olona amin' ny maha-izy azy fotsiny izao
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12