Entrée | 1 baradida |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tehina vita amin' ny hazo mafy, tsy dia lava loatra, ataon' ny Baralahy fiadiana ka tsy misaraka aminy raha vao mivoaka ny trano izy na aiza na aiza alehany [Bara]
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |