| Entrée (1/2) | 1 baria | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   ombidia, ombimanga. Amin'ny Antakarana any Vohémar kosa, ny baria, na varia, dia vala, fahitra, ary ny omby ompiana ao am-bala na fahitra dia atao hoe "omby am-baria". Dia misy fitenenana hoe "Omby am-baria: sady lalao no harena" [1.10] | 
| Exemples | 4   Mitroatra ihany ny baria (omby) fa rehefa voakendan' ny mpitolona, mirehoka.
[2.587#] | 
| Tous les mots composés | 5 tsara baria | 
| Vocabulaire | 6 Zoologie: mammifères | 
| Entrée (2/2) | 7 baria | 
| Partie du discours | 8 nom | 
| Explications en malgache | 9   mpiasa amin'ny botry na sambo; matilò mpikarama manao asa vaventy mpiasa madinika ao an-trano [1.10] | 
| Explications en français | 10   matelot [Tankarana]
 [1.19] | 
| Vocabulaire | 11 Navigation | 
| Synonymes | 12 baharia | 
| Anagrammes | 13 araby, 14 baray, 15 baria | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |