Entrée |
baribariana
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy mbola mandroso amin' ny fombam-piainana ambony, tsy mahalala fomba:
Raha tsy otona baribariàna ka hanao ny tongotra eny ambony fiankinana amin' ny seza ! Masiaka sy tsy mamindra fo:
Olona baribariàna no nahavita izao vonoana mahatsiravina izao [1.1]
|
| Fomba fiteny fahiny io ary tsy nanan-kevitra ny hanambany ny Bara akory fa
fanavahana ireo afaka nianatra sy ireo tsy mba nandia fianarana fotsiny. [1.353]
|
Explications en français | Barbares [1.3]
|
Exemples | Ny fifanarahany tamin' ny Englisy no nampandroso azy mihoatra noho ny manodidina azy izay samy baribariana na ny mpanjaka na ny vahoaka.
[2.113]
|
Origine | Français: barbare.
|
|