| Explications en malgache | 3   tompo, andriana, mpanjaka. Anarana miraikitra amin' ilay fitenenana malaza hoe fanjakana i baroa, ilazana ny raharaha, na ny tokantrano, na ny fanjakana, ets., mikorontana, tsy misy filaminana, tsy ampanarahina fitsipika na lalàna velona, ka hararaotin' ny fetsy hahazoany tombon-tsoa ho an' ny tenany fotsiny, araka ilay hoe "samy manao izay hihinanany"... [1.10#B79] 4   Anarana mpitondra fanjakana iray, izay tsy fantatra marina raha nisy aratantara fa nanaovana ohatra amin' ny fitondrana baranahiny, tsy misy lalàna, ka samy manao izay tiany ny olom-pehezina [1.1]
 
 |