| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 bevava | 
| Singan-teny | 2be, 3vava | 
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 basivava [Taisaka]
 [1.78] 6 basivava: Laha olo ho bevava i aban'i Tsaboto iñy, iengana mandy (raha olona ho basivava ny rain'i Tsaboto iny dia ialana fotsiny) [Tanala] [1.78] 7 (be vava) lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin' ny hevitra an' ohatra: Heloka be vava [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
8 [VAVA, mouth.] Loud voiced; great, exceeding, dear, costly. [1.2] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
9 bavard [Taisaka]
 [1.82] | 
| Tsipelina hafa | 10be vava | 
| Tovy hevitra | 11be taim-bava | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |