|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 belaka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fisaka sy petaka, talesaka (endrika): Belaka endrika io vehivavy io
Misokatra tsara, baribary (maso) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 full-faced, broad-faced, large [1.2]
Ohatra  5 Tondro belaka, tondro vaventy : raha ny mpangalatra no handray tanana anao, atsipazo toa fatim-biby [2.69]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)13 belaka
Singan-teny  14be, 15laka
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny anglisy  17 A particular kind of dollar with many lines engraved upon it. [1.2]
Voambolana  18 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Fivaditsoratra  19 bakela, 20 belaka, 21 kalabe, kala be, 22 Kaleba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03