| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 benandro | 
| Singan-teny | 2be, 3andro | 
| Sokajin-teny | 4 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 Andro andavanandro; andro tsisy tabataba [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 Broad day. Same as antoandro [Provincial]
 [1.2] | 
| Teny iditra (2/2) | 7 benandro | 
| Sokajin-teny | 8 tambinteny [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
9 aloha, teo aloha [Sihanaka]
 [1.78] | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |