|
|
|
|

Entrée1  bibikely
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  biby, kely
Explications en malgache  4  [1.1] Teny ilazana ireo biby madinika ankapobeny izay mizara telo ny vatany: ny lohany, ny tratrany ary ny kibony. Misy karazany maro ny bibikely arakaraka ny toetran' ny elany na ny tsy fisiany mihitsy:misy lava mahitsy ny elany (ny valala); misy manana elatra roa an-daniny avy ka mifanarona (ny voangory); na mipetaka eo an-tenatenany ny elany roa an-daniny avy (ny renitantely); misy tsy manana afa-tsy elatra iray tsotra andaniny avy (ny lalitra); ary misy aza tsy manana elatra mihitsy (ny hao, ny parasy)
Explications en anglais  5  [1.2] An insect of any kind.
6  [1.7] an insect
Explications en français  7  [1.8] insecte
Exemples  8  [2.270] Mihetsika mafy ny bibikely!
9  [2.442] Poatoizay dia ho faty ny bibikely.
Tous les mots composés 
Vocabulaire  11  Zoologie: (en général)
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot bibikely

Mis à jour le 2025/09/12