|
|
|
|

Entrée (1/2)1  biko
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza karazan-tandrok' omby namboarina hatramin' ny fitsiriany haka ny endrika itiavana azy, ka mety mifaingoka kely izy io, mety koa nafaingoka hiolaka tanteraka mila hikasika ny loba, nefa koa misy tandroka efa biko vita-Nanahary [Betsileo]
4  [1.1] karazan-tandrok' omby namboarina hatramin' ny fitsiriany haka ny endrika itiavana azy, ka mety ho voa-Janahary ny bikany, mety ho nafaingoka kely, mety koa ho nafaingoka hiolaka tanteraka mila hikasika ny loha [Sakalava]
Explications en français  5  [1.13] bancal, tordu
Dérivés 
Noms :
Synonymes  7  bikoa
Tableaux et planches  8  Formes des cornes des boeufs
Illustrations 

Entrée (2/2)9  biko
Partie du discours  10  adjectif
Explications en malgache  11  [1.78] mandringa [Taisaka]

Anagrammes  12 biko, 13 boky, 14 kibo

Mis à jour le 2025/09/12